Tutoriel Zsong
28 décembre 2022
Salama daholo, araka ny efa nifampiresahantsika dia
👉 ity misy video fanazavana ny « installation » sy fampiasana (mode d’emploi) ilay application ZSONG (et BIBLE) vaovao,
Ireto avy ny zavatra voaresaka ao:
– Installation
– Activation
– Fitadiavan-kira (Menu exploration)
– Sivana (filtre par categorie, Ran’i Jesosy, fanoloran-tena…)
– Repertoire/Plan isan’tSabata na andro masina ho an’ny mpidera
– Media player (fihainoana ny hira)
– Ecran d’accueil sy ny radio streaming FMFOI
– Ecran simple bible sy Ecran divisé/synchronisé bible
– Fizarana tenin’Andriamanitra (Partage verset)
– Signet/Marqueur Baiboly
– Recherche Baiboly
– Reference biblique
– Historique de navigation biblique
Tsara ny manamarika fa ny mise à jour isaky ny misy hira vaovao dia mande automatique avokoa fa mila connexion 🤏, matetika isaky ny alohan’ny Sabata misy hira vaovao foana,
Ny « mise à jour fonctionalité » kosa dia raha ohatra ka misy dia mila manao mise à jour ao amin’ny playstore raha ohatra ka tsy automatique ny « option » nofidinao (mila connexion 🤏)
Mety misy hira mbola tsy misy « artiste » , ny hira sasany ihany koa mbola tsy misy hira fa manao modification tsikelikely ny mpikirakira ny momba izay, 👍
Raha ohatra ka mahita diso tononkira na misy fanamarihana hafa dia aza misalasala mampandre 👍👍 fa tena manampy betsaka ho amin’ny fanitsiana.
Raha misy mila fanazavana fanampiny dia afaka miresaka foana.